<-
->

Bar 1:7 dia nampitondrainy ho any Jerosalema amin' i Joakima, zanak' i Helkiasa, zanak' i Saloma, mpisorona, sy amin' ny mpisorona sasany mbamin' ny vahoaka rehetra niara-nitoetra taminy tany Jerosalema. et on l' envoya à Jérusalem au prêtre Joaqim, fils d' Helcias, fils de Salom, ainsi qu' aux autres prêtres et à tout le peuple qui se trouvait avec lui à Jérusalem.