<- -> |
[King James Bible] Lamentations |
[Baiboly 1865] Fitomaniana |
[Baiboly Katolika] Fitomaniana |
[Bible de Jérusalem] Les Lamentations |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
Fit 2:8 | The |
Jehovah ninia handrava ny mandan' i Ziona zanakavavy; Nanenjana ny famolaina Izy ka tsy namonkina ny tanany tsy handrava; dia mampitomany ny fiarovany ivelany sy ny manda Izy, ka miara-dreraka ireo. | HETH Nosainin' ny Tompo ny handravana ny mandan' ny zanakavavin' i Siona, dia nohenjaniny ny famolaina, tsy nahemony tsy handrava, ny tànany; nataony misaona ny manda sy ny manda ivelany, niara-nitsingidina amin' alahelo ireo. |