<-
->

Jer / Jr 9:25 Behold, the days come, saith the Lord, that I will punish all them which are circumcised with the uncircumcised; Dia Egypta sy Joda sy Edoma sy ny taranak' i Amona ary Moaba mbamin' izay rehetra voahety sisim-bolo, izay monina any an-efitra; Fa ny jentilisa rehetra dia tsy voafora, ary ny taranak' Isiraely rehetra kosa dia tsy voafora fo. dia Ejipta, Jodà, Edoma, ny taranak' i Ammona, Moada, mbamin' izay rehetra miharatra fihirifana, izay monina any an' efitra; satria ny firenena rehetra dia tsy voafora, ary ny taranak' Israely koa, tsy voafora fo. l' Egypte, Juda, Edom, les fils d' Ammon, Moab et tous les hommes aux tempes rasées qui habitent dans le désert. Car toutes ces nations-là, et aussi toute la maison d' Israël, ont le coeur incirconcis!