<-
->

Jer / Jr 50:17 Israel is a scattered sheep; the lions have driven him away: first the king of Assyria hath devoured him; and last this Nebuchadrezzar king of Babylon hath broken his bones. Ondry iray voavily ny Isiraely, Liona no nanenjika azy; Voalohany dia ny mpanjakan' i Asyria no nandany azy. Ary farany dia ity Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ity no nanapatapaka ny taolany. Israely dia ondry mania izay nohazain' ny liona: ny voalohany nihinana azy, dia ny mpanjakan' i Asiria; ilay anankiray hafa kosa indray, nanapatapaka ny taolany, dia Nabokodonozora, mpanjakan' i Babela. Israël était une brebis égarée que pourchassaient des lions. Le premier qui le dévora fut le roi d' Assur et celui qui, le dernier, lui brisa les os, ce fut Nabuchodonosor, roi de Babylone.