<-
->

Jer / Jr 47:4 Because of the day that cometh to spoil all the Philistines, and to cut off from Tyrus and Zidon every helper that remaineth: for the Lord will spoil the Philistines, the remnant of the country of Caphtor. Noho ny hihavian' ny andro handravana ny Filistina rehetra sy handringanana izay sisa rehetra amin' ny mpamonjy an' i Tyro sy Sidona; Fa horavan' i Jehovah ny Filistina, dia ny sisa avy any amin' ny nosy Kaftora. Izany dia noho ny fahatongavan' ny andro handringanana ny Filistina rehetra; handripahana an' izay sisa amin' ny mpikambana amin' i Tira sy Sidona; fa horavan' ny Tompo ny Filistina, izay sisa amin' ny nosy Kaftora. à cause du Jour qui est arrivé où tous les Philistins seront anéantis, où Tyr et Sidon verront abattre jusqu'à leurs derniers alliés. Oui, Yahvé anéantit les Philistins, le reste de l'île de Kaphtor.