<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 45:1 | The word that |
Ny teny izay nataon' i Jeremia mpaminany tamin' i Baroka, zanak' i Neria, fony izy nanoratra ireto teny ireto tamin' ny taratasy avy tamin' ny vavan' i Jeremia tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda, hoe: | Ny teny nolazain' i Jeremia mpaminany tamin' i Baròka, zanak' i Nierasa, fony izy nanoratra ireo teny ireo tamin' ny taratasy araka ny nanononan' i Jeremia azy, tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Joakima, zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà, toy izao: | Parole qu' adressa le prophète |