<-
->

Jer / Jr 44:27 Behold, I will watch over them for evil, and not for good: and all the men of Judah that are in the land of Egypt shall be consumed by the sword and by the famine, until there be an end of them. Indro, miambina anareo Aho hahatonga loza, fa tsy soa; ary ny lehilahy rehetra amin' ny Joda, izay atý amin' ny tany Egypta, dia ho ringan' ny sabatra sy ny mosary mandra-pahalany ritrany. Indro aho miambina azy ireo, hampidi-doza fa tsy soa amin' izy ireo, ka dia ho levon' ny sabatra sy ny mosary avokoa, ny lehilahy amin' i Jodà, mandra-paharingany. Voici, je vais veiller sur eux pour leur malheur, et non pour leur bonheur : tous les hommes de Juda qui se trouvent au pays d' Egypte périront par l'épée et la famine, jusqu'à extinction totale.