<-
->

Jer / Jr 44:24 Moreover Jeremiah said unto all the people, and to all the women, Hear the word of the Lord, all Judah that are in the land of Egypt: Ary hoy koa Jeremia tamin' ny olona rehetra sy tamin' ny vehivavy rehetra: Mihainoa ny tenin' i Jehovah, ry Joda rehetra, izay atý amin' ny tany Egypta: Ka dia hoy Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra, sy tamin' ny vehivavy rehetra nanao hoe: Mihainoa ny tenin' ny Tompo, hianareo Jodà rehetra atý amin' ny tany Ejipta. Puis Jérémie s' adressa à tout le peuple, notamment à toutes les femmes : "Ecoutez la parole de Yahvé, vous tous, Judéens qui êtes au pays d' Egypte