<-
->

Jer / Jr 44:15 Then all the men which knew that their wives had burned incense unto other gods, and all the women that stood by, a great multitude, even all the people that dwelt in the land of Egypt, in Pathros, answered Jeremiah, saying, Ary ny lehilahy rehetra, izay nahalala fa ny vadiny efa nandoro ditin-kazo manitra ho an' andriamani-kafa, sy ny vehivavy rehetra izay nitsangana teo, dia vahoaka be dia be, ary ny olona rehetra izay nonina tany amin' ny tany Egypta, tao Patrosa, dia namaly an' i Jeremia hoe: Tamin' izay namaly an' i Jeremia ny lehilahy rehetra, nahalala fa efa nanatitra emboka manitra tamin' ireo andriamani-kafa, ny vadiny sy ny vehivavy rehetra tafavory teo amin' ny fivoriam-be ary ny vahoaka rehetra nitoetra tany amin' ny tany Ejipta tao Fatoresa, ka nanao hoe: Alors tous les hommes qui savaient que leurs femmes encensaient des dieux étrangers et toutes les femmes présentes une grande assemblée et tout le peuple établi au pays d' Egypte et à Patros firent cette réponse à Jérémie