<-
->

Jer / Jr 44:12 And I will take the remnant of Judah, that have set their faces to go into the land of Egypt to sojourn there, and they shall all be consumed, and fall in the land of Egypt; they shall even be consumed by the sword and by the famine: they shall die, from the least even unto the greatest, by the sword and by the famine: and they shall be an execration, and an astonishment, and a curse, and a reproach. Ary halaiko ny sisa amin' ny Joda, izay nikiry hankany amin' ny tany Egypta hivahiny any, ka ho lany ritra izy rehetra; any amin' ny tany Egypta no hahalavoany, samy ho ringan' ny sabatra sy ny mosary, eny, na ny kely na ny lehibe dia samy ho fatin-tsabatra sy mosary izy rehetra ka ho tonga fianianana sy figagana sy fanozonana ary fandatsa. Halaiko ny sisa amin' i Jodà, izay nitodi-maso mankany Ejipta mba ho tonga hitoetra any: Ho levona any amin' ny tany Ejipta, dia ho lavo izy ireo: ho levon' ny sabatra sy ny mosary; na ny kely na ny lehibe, ho fatin' ny sabatra sy ny mosary izy ireo ary ho tonga fisahato, fitalanjonana, fanozona, ary fandatsa. J' enlèverai le reste de Juda qui s' est tourné vers le pays d' Egypte pour y entrer et y séjourner : ils périront tous en terre d' Egypte, ils tomberont sous l'épée, ils périront de famine, petits et grands; par l'épée et la famine ils mourront, et ils seront objet d' exécration, de stupéfaction, de malédiction et de raillerie.