<-
->

Jer / Jr 43:7 So they came into the land of Egypt: for they obeyed not the voice of the Lord: thus came they even to Tahpanhes. ka dia nankany amin' ny tany Egypta izy ireny, fa tsy nihaino ny feon' i Jehovah, ary dia tonga hatrany Tapanesa. Niditra tany amin' ny tany Ejipta izy ireo, dia tonga hatrany Tafnesa, fa tsy nihaino ny feon' ny Tompo. Ils se rendirent donc en Egypte, puisqu' ils n' obéirent pas à la voix de Yahvé, et parvinrent à Tahpanhès.