<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 43:6 | Even men, and women, and children, and the king' s daughters, and every person that |
dia ny lehilahy sy ny zaza amim-behivavy sy ny vehivavy zanak' andriana ary ny olona rehetra izay navelan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, tao amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, sy tao amin' i Jeremia mpaminany sy Baroka, zanak' i Neria | ny lehilahy, ny zaza amam-behivavy, ny zanakavavin' ny mpanjaka, mbamin' ny olona rehetra, navelan' i Nabozardana lehiben' ny mpiambina niaraka tamin' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safàna, ary koa Jeremia mpaminany, mbamin' i Baròka, zanak' i Neriàsa. | hommes, femmes et enfants, ainsi que les filles du roi et toutes les personnes que |