<-
->

Jer / Jr 40:15 Then Johanan the son of Kareah spake to Gedaliah in Mizpah secretly saying, Let me go, I pray thee, and I will slay Ishmael the son of Nethaniah, and no man shall know it: wherefore should he slay thee, that all the Jews which are gathered unto thee should be scattered, and the remnant in Judah perish? Ary Johanana, zanak' i Karea, nilaza mangingina tamin' i Gedalia tao Mizpa nanao hoe: masìna ianao, aoka aho handeha hamono an' Isimaela, zanak' i Netania, fa tsy hisy olona hahalala izany tsy akory; fa nahoana no havela hamono anao izy ka hampiely ny Jiosy rehetra izay tafangona eto aminao ary hahalany ringana ny sisa amin' ny Joda? Tsy nino azy anefa Godoliasa zanak' i Ahikama. Ary niteny mangingina tamin' i Godoliasa tany Masfà Johanana, zanak' i Karea nanao hoe: Aoka ary aho handeha hamono an' Ismaely zanak' i Nataniasa, hatao tsy fantatr' olona velively. Fa nahoana no lany ringana ny sisan' i Jodà? Yohanân, fils de Qaréah, dit même en secret à Godolias, à Miçpa : "J' irai tuer Yishmaèl, fils de Netanya, sans que personne le sache. Pourquoi attenterait-il à ta vie, et pourquoi tous les Judéens rassemblés autour de toi seraient-ils dispersés? Pourquoi le reste de Juda périrait-il?"