<-
->

Jer / Jr 40:11 Likewise when all the Jews that were in Moab, and among the Ammonites, and in Edom, and that were in all the countries, heard that the king of Babylon had left a remnant of Judah, and that he had set over them Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan; Ary koa, ny Jiosy rehetra izay tany Moaba sy tany amin' ny taranak' i Amona sy tany Edoma ary izay tany amin' ny tany rehetra dia nahare fa ny mpanjakan i Babylona efa namela ny Joda hisy sisa sady efa nanendry an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, ho mpanapaka azy, Ny Jodeana rehetra izay tany amin' ny tanin' i Moaba ao amin' ny taranak' i Ammona, sy tany Edoma, nony efa nandre tao amin' izany tany rehetra izany fa hoe mbola misy sisan' i Jodà navelan' ny mpanjakan' i Babilona, ary Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safàna, no napetrany ho governeran' izy ireo, Pareillement, tous les Judéens qui se trouvaient en Moab, chez les Ammonites, en Edom et en tout autre pays, avaient appris que le roi de Babylone avait laissé un reste à Juda et avait préposé sur lui Godolias, fils d' Ahiqam, fils de Shaphân.