<-
->

Jer / Jr 39:16 Go and speak to Ebedmelech the Ethiopian, saying, Thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; Behold, I will bring my words upon this city for evil, and not for good; and they shall be accomplished in that day before thee. Mandehana, ka lazao amin' i Ebeda-meleka Etiopiana hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hotoviko amin' ity tanàna ity ny teniko hahatonga loza, fa tsy soa; ary ho tanteraka eo imasonao izany amin' izany andro izany. Mandehana hianao milaza amin' i Abdemeleka Etiopiana hoe: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Indro aho hanatanteraka ny teniko momba ity tanàna ity, hampahita loza fa tsy hanasoa, ary dia ho eo imasonao androtr' izay ihany izany. Va-t' en dire au Kushite Ebed-Mélek : Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. Voici, je vais accomplir contre cette ville mes paroles chargées de malheur et non de bonheur. Ce jour-là, elles se réaliseront sous tes yeux.