<-
->

Jer / Jr 39:14 Even they sent, and took Jeremiah out of the court of the prison, and committed him unto Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan, that he should carry him home: so he dwelt among the people. dia naniraka haka an' i Jeremia teo amin' ny kianjan' ny trano fiambenana, ka natolony an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, mba ho entiny any an-trano izy, ka dia nitoetra tao amin' ny olona. naniraka haka an' i Jeremia, tao an-kianjan' ny fiambenana; dia napetrany tamin' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana izy, hoentiny any an-trano, ka dia nitoetra teo amin' ny vahoaka izy. Ils envoyèrent des gens pour tirer Jérémie de la cour de garde et le confièrent à Godolias, fils d' Ahiqam, fils de Shaphân, pour le conduire à la maison, et il demeura au milieu du peuple.