<-
->

Jer / Jr 38:19 And Zedekiah the king said unto Jeremiah, I am afraid of the Jews that are fallen to the Chaldeans, lest they deliver me into their hand, and they mock me. Ary hoy Zedekia mpanjaka tamin' i Jeremia: Matahotra ny Jiosy izay efa nanatona ny Kaldeana aho, fandrao hatolony eo an-tànany aho ka hataony fihomehezana. Dia hoy Sedesiasa mpanjaka tamin' i Jeremia: Matahotra an' ireo Jodeana efa nanatona ny Kaldeana aho; dia hatolotry ny olona an' ireo aho ka hataon' ireo fihomehezana. Alors le roi Sédécias dit à Jérémie : "J' ai peur des Judéens qui sont passés aux Chaldéens; ceux-ci pourraient me livrer entre leurs mains et ils me maltraiteraient."