<-
->

Jer / Jr 34:9 That every man should let his manservant, and every man his maidservant, being an Hebrew or an Hebrewess, go free; that none should serve himself of them, to wit, of a Jew his brother. mba samy handefa ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny, dia izay Hebreolahy sy Hebreovavy, ho afaka, mba tsy hisy hampanompo ny Jiosy rahalahiny intsony. hitory fahafana ho azy ireo mba handefasan' izy ireo ny ankizilahiny aman' ankizivaviny avy, dia ny lehilahy na vehivavy Hebrio, ka tsy hisy olona hitàna ny Jody rahalahiny ao amin' ny fanompoana intsony. chacun devait renvoyer libres ses esclaves hébreux, hommes et femmes, personne ne devait plus tenir en servitude un Judéen, son frère.