<-
->

Jer / Jr 28:4 And I will bring again to this place Jeconiah the son of Jehoiakim king of Judah, with all the captives of Judah, that went into Babylon, saith the Lord: for I will break the yoke of the king of Babylon. ary Jekonia, zanak' i Joiakima, mpanjakan' ny Joda, mbamin' ny Joda voababo rehetra, izay lasa tany Babylona, dia hampodiko ho amin' ity tanàna ity, hoy Jehovah; fa hotapahiko ny ziogan' ny mpanjakan' i Babylona. Ary hampodiko amin' ity fitoerana ity Jekoniasa, zanak' i Joakima, mpanjakan' i Jodà, mbamin' ny babo rehetra amin' i Jodà lasa tany Babilona, - teny marin' ny Tompo, - fa hotapahako ny jiogan' ny mpanjakan' i Babilona. De même Jékonias, fils de Joiaqim, roi de Juda, avec tous les déportés de Juda qui sont allés à Babylone, je les ferai revenir ici oracle de Yahvé car je vais briser le joug du roi de Babylone!"