<-
->

Jer / Jr 27:3 And send them to the king of Edom, and to the king of Moab, and to the king of the Ammonites, and to the king of Tyrus, and to the king of Zidon, by the hand of the messengers which come to Jerusalem unto Zedekiah king of Judah; ary ampanatero any amin' ny mpanjakan' i Edoma sy any amin' ny mpanjakan' i Moaba sy any amin' ny mpanjakan' ny taranak' i Amona sy any amin' ny mpanjakan' i Tyro ary any amin' ny mpanjakan' i Sidona izany ho entin' ny iraka izay mankaty Jerosalema ho atý amin' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda; Dia ampanatero izany ho any amin' ny mpanjakan' i Edoma, ny mpanjakan' i Moaba, ny mpanjakan' ny taranak' i Ammona, ny mpanjakan' i Tira, ary ny mpanjakan' i Sidona, amin' ny alàlan' ireo iraka izay tonga taty Jerosalema ho any amin' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà: Puis envoie-les au roi d' Edom, au roi de Moab, au roi des Ammonites, au roi de Tyr et au roi de Sidon, par l' entremise de leurs envoyés qui sont venus à Jérusalem auprès de Sédécias, roi de Juda.