<-
->

Jer / Jr 26:22 And Jehoiakim the king sent men into Egypt, namely, Elnathan the son of Achbor, and certain men with him into Egypt. ary Joiakima mpanjaka naniraka olona nankany Egypta, dia Elnatana, zanak' i Akbora, mbamin' ny olona sasany nanaraka ny hankany Egypta. Fa naniraka olona ho any Ejipta, Joakima mpanjaka, dia Elnatana, zanak' i Akobora, ary olon-kafa koa niaraka taminy, ho any Ejipta. Mais le roi Joiaqim envoya en Egypte Elnatân fils de Akbor, accompagné de quelques gens.