<-
->

Jer / Jr 25:3 From the thirteenth year of Josiah the son of Amon king of Judah, even unto this day, that is the three and twentieth year, the word of the Lord hath come unto me, and I have spoken unto you, rising early and speaking; but ye have not hearkened. Hatramin' ny taona fahatelo ambin' ny folo nanjakan' i Josia, zanak' i Amona, mpanjakan' ny Joda, ka mandraka androany, dia mandritra ny telo amby roa-polo taona izao, no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah tamiko, ary nolazaiko taminareo, eny, nifoha maraina koa aho ka nilaza; nefa tsy nihaino ianareo. Hatramin' ny taona fahatelo ambin' ny folo nanjakan' i Josiasa, zanak' i Amona, mpanjakan' i Jodà, ka mandrak' androany, dia efa telo amby roapolo taona izay, no nahatongavan' ny tenin' ny Tompo tamiko, sy nitenenako taminareo, ka niteny taminareo hatramin' ny maraina aho; kanefa tsy nihaino hianareo. Depuis la treizième année de Josias, fils d' Amon, roi de Juda, jusqu'à aujourd' hui, voici 23 ans que la parole de Yahvé m' est adressée et que, sans me lasser, je vous parle mais vous n' avez pas écouté.