<-
->

Jer / Jr 23:27 Which think to cause my people to forget my name by their dreams which they tell every man to his neighbour, as their fathers have forgotten my name for Baal. Ny hampanadino ny oloko ny anarako amin' ny nofiny izay lazainy amin' ny namany avy, toy ny nanadinoan' ny razany ny anarako noho ny amin' i Bala? moa ampoiziny va ny tsy hahatadidiavan' ny vahoakako ahy, noho ny nofy ifampilazan' izy samy izy avy, toy ny nanadinoan' ny razany ny anarako, nosoloany an' i Baala? Avec les songes qu' ils se racontent l' un à l' autre, ils s' ingénient à faire oublier mon Nom à mon peuple; ainsi leurs pères ont-ils oublié mon Nom au profit de Baal!