<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 2:8 | The priests said not, Where is the |
Ny mpisorona tsy nanao hoe: Aiza Jehovah? Ary ny mpiadidy ny lalàna tsy nahalala Ahy; Ny mpitondra koa nanota tamiko, ary ny mpaminany naminany tamin' ny anaran' i Bala ka nanaraka ireny tsy mahasoa. | Ny mpisorona tsy nanao hoe: Aiza Iaveh? ny mpitan-dalàna, tsy nahalala ahy: ny mpitondra, nivadika tamiko; ary ny mpaminany, maminany tamin' ny anaran' i Baala, ka nanaraka ny tsy mahasoa na inona na inona izy ireny. | Les prêtres n' ont pas dit : "Où est |