<-
->

Jer / Jr 1:3 It came also in the days of Jehoiakim the son of Josiah king of Judah, unto the end of the eleventh year of Zedekiah the son of Josiah king of Judah, unto the carrying away of Jerusalem captive in the fifth month. sy tamin' ny andron' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda koa, ka hatramin' ny faran' ny taona fahiraika ambin' ny folo nanjakan' i Zedekia, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda, dia hatramin' ny namaboana an' i Jerosalema tamin' ny volana fahadimy. sy tamin' ny andron' i Joakima, zanak' i Josiasa mpanjakan' i Jodà, hatramin' ny faran' ny taona faharaika ambin' ny folo, nanjakan' i Sedesiasa zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà, hatramin' ny nambaboana an' i Jerosalema, tamin' ny volana fahadimy. puis aux jours de Joiaqim, fils de Josias, roi de Juda, jusqu'à la fin de la onzième année de Sédécias, fils de Josias, roi de Juda, jusqu'à la déportation de Jérusalem, au cinquième mois.