<-
->

Lev 9:24 And there came a fire out from before the Lord, and consumed upon the altar the burnt offering and the fat: which when all the people saw, they shouted, and fell on their faces. Ary nisy afo nivoaka avy teo anatrehan' i Jehovah ka nandevona ny fanatitra dorana sy ny saborany teo ambonin' ny alitara; ary nony hitan' ny olona rehetra izany, dia nihoby izy sady niankohoka. Ary nisy afo nivoaka avy eo anatrehan' ny Tompo nandevona ny sorona dorana mbamin' ny sabora teo ambonin' ny otely. Ary nahita izany daholo ny vahoaka rehetra, dia nihoby an-kafaliana sady rafitra niankohoka. une flamme jaillit de devant Yahvé, qui dévora sur l' autel l' holocauste et les graisses. A cette vue le peuple entier poussa des cris de jubilation et tous tombèrent la face contre terre.