<-
->

Lev 9:10 But the fat, and the kidneys, and the caul above the liver of the sin offering, he burnt upon the altar; as the Lord commanded Moses. fa ny saborany sy ny voany roa ary ny ila-atiny lehibe avy tamin' ny fanatitra noho ny ota dia nodorany ho fofona teo ambonin' ny alitara, araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy; Nodorany hanetona eo ambonin' ny otely ny saborany, ny voany, ny saron' atiny, tamin' ny sorona noho ny ota, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. La graisse du sacrifice pour le péché, les rognons et la masse de graisse qui part du foie, il les fit fumer à l' autel comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse ;