<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 8:9 | And he put the mitre upon his head; also upon the mitre, even upon his forefront, did he put the golden plate, the holy crown; as the |
Ary ny hamama dia nataony teo an-dohany; ary ny takela-bolamena, ilay diadema masina, dia nataony teo anoloana amin' ny hamama, araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. | nasatrony ny lohany ny hamama, dia nataony teo anoloan' ny hamama ny takela-bolamena, ilay diadema masina, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. | Sur la tête il lui mit le turban, et sur le devant du turban la fleur d' or ; c' est le signe de sainte consécration tel que |