<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 7:20 | But the soul that eateth of the flesh of the sacrifice of peace offerings, that pertain unto the |
fa ny olona izay misy fahalotoana, nefa mihinana hena avy amin' ny fanati-pihavanana, izay an' i Jehovah, dia hofongorana tsy ho amin' ny fireneny. | Fa izay ao anatin' ny fahalotoana kosa, raha mihinana amin' ny hena avy amin' ny sorom-pihavanana, izay an' ny Tompo, dia hofongorana tsy ho eo amin' ny fireneny. | mais si quelqu' un se trouve en état d' impureté et mange de la chair d' un sacrifice de communion offert à |