<-
->

Lev 4:24 And he shall lay his hand upon the head of the goat, and kill it in the place where they kill the burnt offering before the Lord: it is a sin offering. ary hametraka ny tànany amin' ny lohan' ny osilahy izy, dia hamono azy eo amin' ny famenoana ny fanatitra dorana eo anatrehan' i Jehovah; dia fanatitra noho ny ota izany. hametra-tànana eo ambonin' ny lohany izy sy hamono azy eo amin' ny fitoerana famonoana ny sorona dorana, eo anatrehan' ny Tompo, fa fanatitra noho ny ota izany. Il posera la main sur la tête du bouc et l' immolera au lieu où l' on immole les holocaustes devant Yahvé. C' est un sacrifice pour le péché :