<-
->

Lev 3:14 And he shall offer thereof his offering, even an offering made by fire unto the Lord; the fat that covereth the inwards, and all the fat that is upon the inwards, Ary avy aminy no hanaterany ny fanatiny atao amin' ny afo ho an' i Jehovah, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy Ny hatolony ho sorona atao amin' ny afo ho an' ny Tompo, amin' ny sorona, dia ny sabora saron-tsinainy sy ny sabora rehetra miray amin' ny tsinainy, Voici ce qu' il en offrira ensuite à titre de mets consumé pour Yahvé : la graisse qui couvre les entrailles, toute la graisse qui est au-dessus des entrailles,