<-
->

Lev 27:22 And if a man sanctify unto the Lord a field which he hath bought, which is not of the fields of his possession; Ary raha misy manamasina ho an' i Jehovah ny tany novidiny, izay tsy amin' ny zara-taniny, Raha misy olona manokana ho an' ny Tompo ny tany novidiny tsy anisan' ny zara taniny; S' il consacre à Yahvé un champ qu' il a acquis mais qui ne fait pas partie de son patrimoine,