<-
->

Lev 27:16 And if a man shall sanctify unto the Lord some part of a field of his possession, then thy estimation shall be according to the seed thereof: an homer of barley seed shall be valued at fifty shekels of silver. Ary raha misy olona manamasina ho an' Jehovah ny sasany amin' ny zara-taniny, dia hotombananao izy araka ny voan-javatra famafy eo; ny voam-bary hordea iray homera hotombananao sekely volafotsy dimam-polo. Raha misy olona manokana ho an' ny Tompo ny sasany amin' ny zara taniny, dia ho araka ny voa famafy aminy no hanombananao azy, ka volafotsy dimampolo sikla no hanombananao ny tany mifafy orja iray gomera. Si un homme consacre à Yahvé l' un des champs de son patrimoine, l' estimation en sera faite en fonction de son produit à raison de 50 sicles d' argent pour un muid d' orge.