<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 25:33 | And if a man purchase of the |
Ary raha misy Levita manavotra azy, dia ho afaka amin' ny Jobily ny trano izay namidy sy ny tanàna izay anjarany; fa ny trano ao an-tanànan' ny Levita dia lovany ao amin' ny Zanak' Isiraely. | Raha misy mividy trano amin' ny Levita, dia ho afaka amin' ny Jobile ny trano namidy ao amin' ny tanàna efa nomena azy ireo; satria ny trano ao an-tanànan' ny Levita dia fananany eo afovoan' ny zanak' Israely. | Et si c' est un lévite qui subit l' effet du droit de rachat, il quittera au |