<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 22:21 | And whosoever offereth a sacrifice of peace offerings unto the |
Ary raha misy manatitra fanati-pihavanana ho an' i Jehovah, na ho fanatitra hanalany voady, na ho fanati-tsitrapo, na omby izany, na ondry, na osy, dia ny tsara izay tsy misy kilema na kely akory aza no hateriny mba hankasitrahana azy. | Raha misy olona manatitra biby fiompy vaventy na madinika amin' ny Tompo, hatao sorom-pihavanana, na ho fanalam-boady izany, na ho fanomezana an-tsitra-po, dia tsy maintsy ho tsara mihitsy ny hatao sorona mba hankasitrahana azy, tsy tokony hanan-kilema akory izy. | Si quelqu' un offre à |