<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 21:21 | No man that hath a blemish of the seed of |
Ny olona rehetra amin' ny zanak' i Arona mpisorona izay misy kilema dia tsy mahazo manakaiky hanatitra ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah; misy kilema izy ka tsy mahazo manakaiky hanatitra ny hanin' Andriamaniny. | Tsy hisy hanatona hanolotra ny sorona atao amin' ny afo ho an' ny Tompo ny olon-drehetra amin' ny taranak' i Aarona mpisorona, izay manan-kilemam-batana, fa manan-kilemam-batana izy, ka aza manatona izy hanolotra ny mofon' ny Andriamaniny. | Nul des descendants d' |