<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 17:14 | For it is the life of all flesh; the blood of it is for the life thereof: therefore I said unto the children of |
fa ny amin' ny amin' ny nofo rehetra, dia ny ràny no ainy; koa izany no nilazako tamin' ny Zanak' Isiraely hoe: Aza mihinana ny ran' ny nofo; fa ny ràny no ain' ny nofo rehetra, ka izay rehetra mihinana azy dia haringana. | satria ny rany no ain' ny nofo rehetra; izy no ainy. Izany no nilazako tamin' ny zanak' Israely hoe: Aza mihinana ny ràn' ny nofo, na nofon' inona na nofon' inona, fa ny ain' ny nofo rehetra, dia ny rany; ka hofongorana izay mihinana izany. | Car la vie de toute chair, c' est son sang, et j' ai dit aux |