<-
->

Lev 17:13 And whatsoever man there be of the children of Israel, or of the strangers that sojourn among you, which hunteth and catcheth any beast or fowl that may be eaten; he shall even pour out the blood thereof, and cover it with dust. Na iza na iza amin' ny Zanak' Isiraely, na amin' ny vahiny eo aminy, no mihaza ka mahazo biby na vorona izay fihinana, dia haidiny amin' ny tany ny ràny ka hototofany; Na zovy na zovy amin' ny taranak' Israely, na amin' ny vahiny mitoetra eo afovoany, mihaza ka mahazo biby na vorona fihinana, dia hararany ny rany, sy hototofany tany, Quiconque, Israélite ou étranger résidant parmi vous, prendra à la chasse un gibier, bête ou oiseau qu' il est permis de manger, en devra répandre le sang et le recouvrir de terre.