<-
->

Lev 15:31 Thus shall ye separate the children of Israel from their uncleanness; that they die not in their uncleanness, when they defile my tabernacle that is among them. Dia hampisarahinareo amin' ny fahalotoany ny Zanak' Isiraely, tsy handotoany ny tabernakeliko izay eo aminy, ka tsy hahafaty azy ny fahalotoany. Ampianaro hidio amin' ny fahalotoany ny zanak' Israely, sao ho faty noho ny fahalotoany izy, amin' ny fandotoany ny Fonenako izay eo afovoany. Vous avertirez les Israélites de leurs impuretés, afin qu'à cause d' elles ils ne meurent pas en souillant ma Demeure qui se trouve au milieu d' eux.