<-
->

Lev 1:17 And he shall cleave it with the wings thereof, but shall not divide it asunder: and the priest shall burn it upon the altar, upon the wood that is upon the fire: it is a burnt sacrifice, an offering made by fire, of a sweet savour unto the Lord. ary hosamahany amin' ny elany no fameraka azy, fa tsy hohenteriny; ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin' ny alitara, ambonin' ny kitay izay eo amin' ny afo; fanatitra dorana izany, dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah. Izay vao hosamahiny amin' ny elany ny vorona, tsy atao hentitra, dia hodoran' ny mpisorona hanetona eo ambonin' ny otely, eo ambonin' ny kitay hazo voatohoka amin' ny afo. Sorona dorana izany, dia sorona atao amin' ny afo, ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. Il fendra l' animal en deux moitiés, une aile de part et d' autre, mais sans les séparer. Le prêtre fera alors fumer l' animal à l' autel, sur le bois placé sur le feu. Cet holocauste sera un mets consumé en parfum d' apaisement pour Yahvé.