<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 49:5 | And now, saith the |
Ary ankehitriny, hoy Jehovah, Izay namorona Ahy hatrany am-bohoka ho Mpanompony, hampodiana ny Jakoba ho ao aminy indray sy hamoriana ny Isiraely ho ao aminy, (Fa mahazo voninahitra eo imason' i Jehovah Aho, Ary Andriamanitro no heriko), | Ary ankehitriny miteny Iaveh, izay namorona ahy hatrany am-bohoka mba ho mpanompony, hampody an' i Jakoba aminy indray, ary mba ho tafakambana aminy indray Israely. - Ary mahazo voninahitra eo imason' ny Tompo aho, ary Andriamanitro no heriko. - | Et maintenant |