<-
->

Isa / Iz 37:8 So Rabshakeh returned, and found the king of Assyria warring against Libnah: for he had heard that he was departed from Lachish. Dia niverina Rabsake ka nankany Libna, izay nataon' ny mpanjakan' i Asyria fahirano tamin' izay; satria efa reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka. Dia niverina ny lehiben' ny mpandroso divay ka nahita ny mpanjakan' i Asiria, nanao fahirano an' i Lobnà; efa reny ny nialan' ny tompony tany Lakisa. Le grand échanson s' en retourna et retrouva le roi d' Assyrie en train de combattre contre Libna. Le grand échanson avait appris en effet que le roi avait décampé de Lakish,