<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 37:4 | It may be the |
Angamba ho ren' i Jehovah Andriamanitrao ny tenin-dRabsake, izay nirahin' ny mpanjakan' i Asyria tompony hihaika an' Andriamanitra velona, ka mba hovaliany izy noho ny teny izay efa ren' i Jehovah Andriamanitrao; koa aingao ny fivavakao hamonjy izay mbola sisa. | Angamba ho ren' ny Tompo Andriamanitrao, ny tenin' ny lehiben' ny mpandroso divay nirahin' ny mpanjakan' i Asiria, tompony, hanevateva an' Andriamanitra velona, ka hosaziny noho ny teny efa ren' ny Tompo Andriamanitrao. Koa manaova fivavahana ho an' izay sisa mbola tavela. | Puisse |