<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 37:36 | Then the angel of the |
Dia avy Ilay Anjelin' i Jehovah ka namely olona dimy arivo amby valo alina sy iray hetsy tao an-tobin' ny Asyriana; ary nony maraina koa vao nifoha olona, dia hita fa, indreo, efa maty avokoa ireo. | Dia nivoaka ny anjelin' ny Tompo, ka namely olona dimy arivo amby valo alina sy iray hetsy teo an-tobin' ny Asiriana, ary nony vao nifoha ny olona tamin' ny maraina dia indreo maty avokoa ireo. | Cette même nuit, l' Ange de |