<-
->

Isa / Iz 37:12 Have the gods of the nations delivered them which my fathers have destroyed, as Gozan, and Haran, and Rezeph, and the children of Eden which were in Telassar? Moa nahavonjy azy va ireo andriamanitry ny firenena noravan' ny razako, dia Gozana sy Harana sy Razefa ary ny taranak' i Edena izay tao Telasara ? Moa nahavonjy azy va ireo andriamanitry ny firenena noravan' ny razako dia Gozàna, Harama, Resefa, ary ny taranak' i Edena, izay any Telasara? Les ont-ils délivrées, les dieux des nations que mes pères ont dévastées, Gozân, Harân, Réçeph, et les Édénites qui étaient à Tell Basar ?