<-
->

Isa / Iz 37:10 Thus shall ye speak to Hezekiah king of Judah, saying, Let not thy God, in whom thou trustest, deceive thee, saying, Jerusalem shall not be given into the hand of the king of Assyria. Izao no holazainareo amin' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda: Aza mety hofitahin' ny Andriamanitrao Izay itokianao ianao hoe: Jerosalema tsy hatolotra eo an-tànan' ny mpanjakan' i Asyria. Izao no holazainareo amin' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà ataovy hoe: Aza mety hofitahin' ny Andriamanitrao, izay itokianao hianao, ataony hoe: Tsy hatolotra eo an-tanan' ny mpanjakan' i Asiria Jerosalema. " Vous parlerez ainsi à Ézéchias roi de Juda : Que ton Dieu en qui tu te confies ne t' abuse pas en disant : "Jérusalem ne sera pas livrée aux mains du roi d' Assyrie. "