<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 36:7 | But if thou say to me, We trust in the |
Fa raha hoy ianao amiko: Jehovah Andriamanitray no itokianay, moa tsy Azy va ny fitoerana avo aman' alitara izay noravan' i Hezekia, izay nilaza tamin' ny Joda sy Jerosalema hoe: Eto anoloan' ity alitara ity no hiankohofanareo? | Ary raha hianao manao amiko hoe: Iaveh Andriamanitray no itokianay - moa tsy izy va no nanesoran' i Ezekiasa ny fitoerana avo aman' otely nanaovany tamin' i Jodà sy Jerosalema hoe: Eo anoloan' ity otely ity no hiankohofanareo? | Vous me direz peut-être : "C' est en |