<-
->

Isa / Iz 36:6 Lo, thou trustest in the staff of this broken reed, on Egypt; whereon if a man lean, it will go into his hand, and pierce it: so is Pharaoh king of Egypt to all that trust in him. Indro, ianao matoky io tehina volotara torotoro io, dia Egypta, nefa raha itehenan' olona io, dia manindrona ny tànany miboroaka; eny, tahaka izany Farao, mpanjakan' i Egypta, amin' izay rehetra matoky azy. Indro fa ny itokianao hitehenana dia ilay volotara folaka, i Ejipta, izay manindrona sy manaboroaka ny tanan' izay rehetra mitehina aminy; fa izany no afitsok' i Faraona amin' izay rehetra matoky azy. Voici que tu te fies au soutien de ce roseau brisé, l'Égypte, qui pénètre et perce la main de qui s' appuie sur lui. Tel est Pharaon, roi d'Égypte, pour tous ceux qui se fient à lui.