<-
->

Isa / Iz 36:4 And Rabshakeh said unto them, Say ye now to Hezekiah, Thus saith the great king, the king of Assyria, What confidence is this wherein thou trustest? Dia hoy Rabsake tamin' ireo: Andeha, lazao amin' i Hezekia hoe: Izao no lazain' ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan' i Asyria: Inona moa izato itokianao? Hoy ny lehiben' ny mpandroso divay tamin' izy ireo: Mba lazao kely amin' i Ezekiasa izao: Izao no tenin' ny mpanjaka lehibe, mpanjakan' i Asiria: Avy aiza no nahazoanao toky iankinanao toy izao? Hoy izaho: Teny foana izany fikasana aman-kery hoenti-miantafika izany. Le grand échanson leur dit : " Dites à Ézéchias : Ainsi parle le grand roi, le roi d' Assyrie : Quelle est cette confiance sur laquelle tu te reposes ?