<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 36:11 | Then said |
Dia hoy Eliakima sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy amin' ny mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren' ny olona eny ambonin' ny manda. | Dia hoy Eliasima sy Sobnà ary Joahe, tamin' ny lehiben' ny mpandroso divay: Mba teny arameana no ataovy amin' ny mpanomponao, satria hainay izany; fa aza dia manao teny jodaika, ho ren' ny vahoaka eny ambony manda. Fa izao no navalin' ny lehiben' ny mpandroso divay: |